Silia

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sainan'i Silia
Saritanin'i Silia

I Silia na Silỳ dia firenena ao Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia Santiago. Espaniola ny fiteny ofisialy. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 756 950 km2 ny velaran-taniny ary miia 17 574 003 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2017. Ny faritr' ora dia −4 sy −6.

Atakama

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haitỳ - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.