Fiteny hindi

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Hindi
हिन्दी, हिंदी
Tenenina any India sy Pakistana. (Hindustani).
Total speakers tontaliny: ~ 490 tapitrisa (2008)
Ranking 3-4 [tenin-dreny]
Language family
Writing system Devanagari, Kaithi, Latina, ary fanoratana ara-paritany maromaro
Official status
Official language in India
Regulated by Central Hindi Directorate (India),[1]
Language codes
ISO 639-1 hi
ISO 639-2 hin
ISO 639-3 hin
Hindispeakers.png
Distribution of native Hindi speakers in India
Indic script
Ity pejy ity dia mety misy soratra Indika.

Ny fiteny hindi (amin'ny fiteny hindi : hindī / हिन्दी) dia tenim-pirenen' India. Ny isan'ny olona miteny ny fiteny hindi dia misy 480 tapitrisa eo ho eo, 360 tapitrisa amin'ireo no manana ny fiteny hindia tenin-dreny. Amin'ny lafiny ofisialy, nampiasaina ho lingua franca any India ny fiteny hindi, kanefa 40 isan-jaton'ny olona fotsiny no mampiasa io fiteny io any India. Any avaratr' India no misy ny ankabeazan'ny mpiteny hindi. Fiteny voasokajy amin'ny ratsana arianin'ny fiteny Indo-eorôpeanina io fiteny io, fiteny voasintona avy amin'ny fiteny sanskrity sy prakrity, soratana amin'ny alalan'ny abogida devanagari.

Ny fiteny urdu dia mitovy be amin'ny fiteny hindi fa soratana amin'ny abidy arabo, amin'ny fiova persana. Be teny avy amin'ny fiteny pesana sy avy amin'ny fiteny arabo ny fiteny urdu. Mifanakaiky be ny ava-peon'ireo fiteny ireo ary, talohan'ny fisarahan' India sy ny Pakistana tamin'ny 1947, fiteny iray ihany ireo, ary Hindustani ny anaran'ilay fiteny.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Miteny frantsay[hanova | hanova ny fango]

  1. Central Hindi Directorate regulates the use of Devanagari script and Hindi spelling in India. Source: Central Hindi Directorate: Introduction
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.