Wiktionary:Fandraisana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche
Tonga soa eto amin’i Wikibolana
Rakibolana malalaka azon’ny tsirairay ovaina
manazava teny iditra 1 869 963 avy amin'ny fiteny 4 873 amin’ny teny malagasy
Alahady 22 Janoary 2023, 13h58 (UTC+3)

Tranonkala ho an'ny finday

Wikibolana dia sampanana miteny malagasy an'i Wiktionary, izay tetikasan'i Wikimedia Foundation anaovana raki-bolana oniversaly malalaka amin'ny teny malagasy. Ny votoatin'ity tranonkala ity dia azo ovain'iza na iza ary ny lisansa entin'ny lahatsoratra sy ny dikan-teny ato dia mitondra lisansa malalaka avokoa. Vangio ny Fitsipika ho an'ny fitsipika rehetran'ny tetikasa.