Lisitry ny bika

1
Fantina araka ny zava-bita
Sivana araka ny :
Hanova

Layout

Zava-bitany

Lohahevitra

Hiverina amin'ny lisitry ny bika

Twenty twenty

Noforonin'i WordPress.org

Laharan'andiany : 2.0

Nohavaozina farany : 10 Jona 2022

Isan'ny mampiasa azy : 700 000+

WordPress andiany faha-4.7 na mihoatra

PHP andiany faha-5.2.4 na mihoatra

Pejy fandraisan'ilay bika

Ny bika atolotra antsika ho an'ny taona 2020 dia natao manokana hitrandraka tanteraka ny fahafahana mampiasa ny fikirakirana koja. Afaka mampiasa pejy fandraisana miaina tsara ny orinasa sy ny fikambanana amin'ny alalan'ireo koja sy firafitra maro karazana azo ampiasaina. Mety tsara ho an'ny blaogy tsotra koa nefa ireo endri-tsoratra niangaliana ao aminy. Mampiseho anao mazava tsara ny ho fivoakan'ny lahatsoratra vokarinao ny endriky ny editeur, eny fa na mbola tsy navoakanao aza ilay lahatsoratra. Afaka ataonao manendrika anao tanteraka ny tranonkalanao noho izy afaka haingoinao tanteraka hifanaraka aminao na ny loko lafika na ny loko misongadina. Voakajy ho azy avokoa ny loko miasa amin'ny tranonkalanao mba ho azo antoka fa ho voavaky tsara.

Tsy misy bika hita. Manandrama fitadiavana vaovao.