Israely

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sainan'i Israely
Saritanin'i Israely

I Israely na Isiraely dia firenena ao Azia. Ny renivohiny dia i Jerosalema. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Jerosalema raha ampidirina ao i Jerosalema Atsinanana. 20 770 km ny velarantaniny ary 8 847 400 ny isan' ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny Avrily 2018. Ny faritr' ora dia +2.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.