Fanoroana:Sonia
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Sonia (fampiasàna)[hanova | hanova ny fango]
Anarana sy ny daty[hanova | hanova ny fango]
~~~~
- manomeha
Jagwar 交談 21 Martsa 2009 à 19:41 (UTC)
Anarana ihany[hanova | hanova ny fango]
~~~
- manomeha
Daty ihany[hanova | hanova ny fango]
~~~~~
- manomeha
21 Martsa 2009 à 19:41 (UTC)
Iza no afaka misonia ?[hanova | hanova ny fango]
Afaka misonia daholo ny mpikambana. Ny fizaràna Sonia (fampiasàna). Ny adiresy IP no miseho rehefa tsy nanoratra anarana tato ny mpikambana.
Ahoana ny fampiasan'ny sonia ?[hanova | hanova ny fango]
Misy rohy[hanova | hanova ny fango]
Rehefa misonia ianao, miditra ao anatin'ny lahatsoratra ny rohy ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Tsy mila manao reglage ianao raha tsy tia hanao.
Sonia tsotra[hanova | hanova ny fango]
Rehefa voakitija ny "Sonia tsotra", ny lahatsoratra ampidirinao ao ny sonianao. Ary tsy misy rohy mande hoazy eo.
Tsy manakanananao manao rohy makany amin'ny peji-mpikambananao ianao ; tsy mande hoazy fotsiny izy eo.
Tokony soratanao ao izany ny rohy makany amin'ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Miaraka amin'ny syntaxe wiki sns.