Fiteny romaniana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny fiteny romaniana na fiteny romanianina (limba română /'limba ro'mɨnə/ na româneşte /ro'mɨneʃte/) dia teny ofisialin'i Romania. Io fiteny io dia avy amin'ny teny latina (teny indô-eorôpeanina). Misy olona 24 tapitrisa no miteny romaniana, indrindra any Romania (limba română /'limba ro'mɨnə/) sy any Moldavia (limba moldovenească /'limba mol'doveněaskə/).

Avy amin'ny latina ny 80%n-ny ten'ny fiteny romaniana. Misy teny 60 na 300 eo ny teny avy any amin'ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15% eo no avy any amin'ny fiteny slava (rosiana, poloney sns.)

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.