Anarsisma

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny anarsisma dia finoana ara-politika izay manohitra ny fanapahana ny vondrona iray na ny olona hafa iray hafa, ny olona mino fa afaka mandamina tena, nefa tsy mila fanjakana, na ny fitondram-panjakana na antanan-tohatra hafa eo amin'ny fitondrana, ary manindry fa ny fikambanana toy izany dia mora ampiasaina hanaovana ratsy. Ny anarsista koa dia mino fa tsy ny fandraisana anjara dia tsy tokony ho teren'ny olon-kafa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]