Nepaly
संघीय लोकतान्त्रिक गणतन्त्रात्मक नेपाल Sanghiya Loktantrik Ganatantratmak Nepāl Endrika:Ne | |||||
{{{nom_malgache}}} ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : जननी जन्मभूमिष्च स्वर्गादपि गरियसि Ja'nani Jan'mabhumis'hcha Swar'gadapi Gariya'si' | |||||
Teny ofisialy | fiteny Nepaley | ||||
Renivohitra | Katmandu 27°42′N, 85°19′E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Katmandu | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - filoha faharoa - praiministra |
Repoblika federaly Bidhya Devi Bhandari Nanda Kishor Pun Khadga Prasad Oli | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 93 147 181 km² 2,8% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 40 29 519 114 mpo. 197 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Nepaley | ||||
Sandam-bola | Ropia nepaley (NPR )
| ||||
Faritr'ora | UTC +5h45 | ||||
Hiram-pirenena | Sayaun Thunga Phool Ka (Vony zato) | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+977
|
I Nepaly (amin'ny fiteny nepaley : नेपाल) na Repoblika Demôkratika Federalin' i Nepaly, dia firenena himalaianina, voaaty, voafaritr' i Sina (faritany mizaka-tenan'i Tibeta) any avaratra, ny India any andrefana, any atsimo sy any atsinanana.
Na dia kely aza, betsaka ny endriky ny faritra any Nepaly, avy amin'ny toetany tropikaly any atsimo hatramin'ny tendrombohitra avo indrindra eto an-tany any avaratra. Any Nepaly ny valo amin'ny tendrombohitra folo avo indrindra eto an-tany. Misy ny tendrombohitra Everest (Sagarmatha amin'ny fiteny nepaley) mamaritra ny sisin-tany zarain'i Nepaly amin'i Sina.
Nampalaza azy ny zavatra azony ataony amin'ny fizahantany, ny trekking, ny alpinisma, ny VTT, ny safari, ny rafting sy ny tempoly maro sy ny toerana ivavahana.
Ny renivohitr'i Nepaly dia Katmandu (ara-politika sy ara-pinoana) ary izy no tanàna ngeza indrindra any Nepaly. Ny tanàna hafa manam-pianjadiana dia Pokhara, Biratnagar, Lalitpur (Patan), Bhaktapur, Birendranagar, Hetauda, Butwal, Bharatpur, Siddhartanagar (Bhairahawa), Birganj, Janakpur, Nepalganj, Hetauda, Dharan, Dhangadhi, ary Mahendranagar.
Ny teny ofisialin'i Nepaly dia fiteny nepaley ary ny sandam-bola dia ropia nepaley. Misy foko sy kasitra 60 any Nepal. Ny kasitra ny Chhetri (Kshatriya) dia vondrona maro an'isa any Nepaly (15,8%-n'ny isam-ponina). Ny kasitra ny Bahun (Brahmana) dia vondrona faharoa any Nepaly (13,3%-n'ny isam-ponina araka ny census-n'ny 2001). Ny newar, foko voalohany indrindra nipetraka tao Nepal dia 5,4%-n'ny isam-ponina ao Nepaly. Ny fitenin'izareo: ny fiteny newari dia mbola tenenina ao amin'ny lohasahan'i Katmandu. Ny foko hafa mbola misy ao Nepaly dia ny herpa, ny Tamang, ny Gurung, ny Thakali, ny Kiranti ary ny Magar.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Firenena ao Azia:
Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- sokajy Népal ao amin'ny dmoz
- ((en)) Site officiel du gouvernement du Népal