Fory

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Fory.
Fory.

Samihafa no andraisan'ny faritra ny teny hoe Fory eto Madagasikara; any amin'ny faritra Antsimon'ny Nosy ohatra dia fitenin'olona matetika aty ny hoe Fory eny na dia eo mpianaka aza, ny tena marina ny dikan'io teny io aty amin'ny Antsimo,ohatra aty toliara dia ilazana ny Fitombenana (matetika ny aty milaza oe mba be fory koa ii aja iny) mety ho azo inoana iany raha ny dikan'io teny io aty amin'ny faritra antsimo satria ny diksionera malagasy frantsay de milaza fa fory=anus) !!!! Teny gasy mazava tsara ny FORY izay entina hilazana ny fitombenana , ao anaty dikisionera malagasy izy io. Fa amin ny faritra maro kosa, ny teny hoe " fory" dia entina milaza ny fivaviana na ny taovam pananahan ny vehivavy.