Tsara bika, matanjaka, ary anananao fahalalahana hanorina izay tadiavinao rehetra. Sady maimaimpoana ny WordPress no tsy voasanda vola.
Matokia ny tsara indrindra
35% amin'ny web dia mampiasa WordPress avokoa, na blaogy fialam-boly hatramin'ireo tranonkala fampahalalam-baobao goavana indrindra.
Powerful Features
Tsy misy fetra ny afaka atao. Inona no ho vokarinao ?
-
Bika
azo volavolaina -
Vonona
amin'ny SEO -
Sahaza
ny finday -
Zava-bita
avo lenta -
Azo ampiasaina
avy hatrany -
Fiarovana
Mahery vaika -
Fitantanan-tsary
Matanjaka -
Mora ampiasaina
Hitaro ny tanjaky ny WordPress-nao amin'ny alalan'ny plugins maherin'ny 55 000 ahazoanao tranonkala mifanaraka amin'ny ilainao. Ampio tsena an-habaka, andian-tsary, mailing lists, forums, antontanisan'ny mpitsidika ary maro hafa.
Fiarahamonina
Mpikirakira kaody, mpanoratra, ary mpitantana tranonkala an-hetsiny no mifampotoana isam-bolana amina tanĂ na miisa 817 maneran-tany.
Jereo ny vondrona WordPress akaiky anaoManomboha mampiasa WordPress
Olona maherin'ny 60 tapitrisa no nisafidy hampiasa WordPress hampiodina ny tranonkala handrian'ny fony — Ianao sisa.
Mora kely toy ny …
- Find a trusted web host and maybe support WordPress at the same time.
- Download & install WordPress with our famous 5-minute installation. Publishing has never been easier.
- Manokàna fotoana hamakiana ny tahirin-kevitra, hanatombo isanandro ny fahalalanao ny WordPress mba ahafahanao manampy ireo hafa ihany koa.