Tsara bika, matanjaka, ary anananao fahalalahana hanorina izay tadiavinao rehetra. Sady maimaimpoana ny WordPress no tsy voasanda vola.

Matokia ny tsara indrindra

35% amin'ny web dia mampiasa WordPress avokoa, na blaogy fialam-boly hatramin'ireo tranonkala fampahalalam-baobao goavana indrindra.

Powerful Features

Tsy misy fetra ny afaka atao. Inona no ho vokarinao ?

  • Bika
    azo volavolaina
  • Vonona
    amin'ny SEO
  • Sahaza
    ny finday
  • Zava-bita
    avo lenta
  • Azo ampiasaina
    avy hatrany
  • Fiarovana
    Mahery vaika
  • Fitantanan-tsary
    Matanjaka
  • Mora ampiasaina

Hitaro ny tanjaky ny WordPress-nao amin'ny alalan'ny plugins maherin'ny 55 000 ahazoanao tranonkala mifanaraka amin'ny ilainao. Ampio tsena an-habaka, andian-tsary, mailing lists, forums, antontanisan'ny mpitsidika ary maro hafa.

Fiarahamonina

Mpikirakira kaody, mpanoratra, ary mpitantana tranonkala an-hetsiny no mifampotoana isam-bolana amina tanĂ na miisa 817 maneran-tany.

Jereo ny vondrona WordPress akaiky anao

Manomboha mampiasa WordPress

Olona maherin'ny 60 tapitrisa no nisafidy hampiasa WordPress hampiodina ny tranonkala handrian'ny fony — Ianao sisa.

Mora kely toy ny …

  1. Find a trusted web host and maybe support WordPress at the same time.
  2. Download & install WordPress with our famous 5-minute installation. Publishing has never been easier.
  3. Manokàna fotoana hamakiana ny tahirin-kevitra, hanatombo isanandro ny fahalalanao ny WordPress mba ahafahanao manampy ireo hafa ihany koa.