Haiti

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Haiti ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Repiblik Ayiti ((ht))
Repoblikan'i Haiti ((mg))
Sainan'i Haiti Fanevan'i Haiti
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : L'union fait la force'
LocationHaiti.svg
Teny ofisialy fiteny frantsay , kreôly haisianina
Renivohitra Port-au-Prince
18°32′21″N 72°20′11″W / 18.53917°N 72.33639°W / 18.53917; -72.33639
Tanàna ngeza indrindra Port-au-Prince
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
- Praiministra
Repoblika
Michel Martelly
Jean-Max Bellerive
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 142
27 750 km²
1,9
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 89
9 776 206 mpo.
352,3 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Haisianina
Sandam-bola Gorda (HTG)
Faritr'ora UTC -5
Hiram-pirenena La Dessalinienne
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+509

Haiti, na Repoblikan'i Haiti, dia firenen'ny Antila Be maka ny ampatelo andrefan'ny Nosy Hispaniola (28 km2 eo ho eo). Ny renivohiny dia Port-au-Prince. Niisa 8,3 tapitrisa ny isam-ponina tany Haiti tamin'ny 2005.

Lasa repoblika mainty manam-pahaleovantena voalohany izy teo aorian'ny tolom-piavotana haisianina (1791-1803) nitondra ny tafik'i Napoleon Bonaparte niala teo. Haiti irery no firenena miteny frantsay manam-pahaleovantena any Karaiba.

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Any andrefan'i nosy ny Hispaniola ny Haiti, faharoa amin'ny nosy ngeza indrindra any antily. Fahatelo amin'ny firenena ngeza indrindra ny Karahiba ny Haiti, eo arian'ny Repoblika Dominikana sy Koba. Tendrimbohitra fotsiny ny ankabeazan'ny tany any Haiti. Ny nosy hafa an'i Haiti koa dia :