Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara farany

04 Febroary 2018

Fitetezana Ranomasimbe Manao Sarintanin'ny Dian'i Magellan Nankao Filipina

Fitetezana ranomasimbe mihodidina ny tany hanaovana sarintany no sady koa fanarahan'ny dian'i Ferdinand Magellan ataon'ny sambo iray izay mijery ny fiantraikan'ny olombelona amin'ireo ranomasimbe sy ny tontolo iainana.

Arzantina: Miteraka Resabe Ny Didy Fisamborana Ny Rain'ny Mpitsara Iray

Mihevitra ilay Mpitsara Arzantina hoe "mazava ho azy fa misy ifandraisana" amin'ny didy navoakany manakana ny governemanta tsy hampiasana ny tahirimbola federaly ny didy fampisamborana ny rainy, nampangaina ho nanitsakitsaka ny zon'olombelona.

03 Febroary 2018

Okraina: Fialofan'ny Biby

Ny 19 Aogositra 2007, nandeha nitsidika toerana iray fialofan'ny biby ny mpanao gazety Okraniana Tanya Kremen, tanàna kely iray miorina ao ivelan'ny Hostomel Toy izao ireo heviny sy ireo eritreriny, izay nalefany tamin'ny blaoginy tao amin'ny Korrespondent.ne

Mitombo Ny Ahiahian'ny Ogandey Mikasika Ny Valan'aretina Tazo Mahafaty

Nampitebiteby ny mponina ny fahafatesan'i Bridget Nalunkuuma, sivy taona tao an-tanàna afovoan'i Ogandà, Nakaseke fa mety voan'ny aretina avy amin'ny tazo misy fahaverezan-drà (fièvre hemoragique) Krimeana-Kongo izy. Milaza anefa ny governemanta fa mbola tsy misy ao amin'ny firenena ilay valan'aretina.

Kambodza: Nomem-boninahitra Tamin'ny Loka Ilay Afaka Tamin'ny Fanandevozana Ara-nofo

Mpikatroka miaraka amin'ny Orina Mpanasoa Somaly Mama i Sina Vann avy ao Kambodza, manampy ireo avotra tamin'ny fanandevozana sy ireo mbola miasa ao amin'ny trano fivarotan-tena. Nomem-boninahitra hahazo ny loka Frederick Douglass izy tamin'ny asany.

Nanohana An'i Macron Tamin'ny Fampielezan-kevitra Ve I Arabia Saodita? Tsia.

NewsFrames

Ny tranonkala  nahitàna ny tantara anefa dia dika mitovy voarindra tamin'ny lahatsoratra iray tao amin'ny gazety Belza Le Soir - manana rohy hafa.

Trandraho Ireo Lahatsary Vaovao Ao Amin'ny Rising Voices

Efa nampiofana mpandray anjara tamin'ireo vondrom-piarahamonina tsy voasolotena araka ny tokony ho izy mikasika ny fomba fampiasàna fitaovam-pampitam-baovaon'olon-tsotra mandritra ny fito volana ny fihodinana voalohany amin'ny tetikasa Rising Voices.

02 Febroary 2018

10 Taonan'ny Bilaogy: Misy Lanjany Amin'ny Haino Aman-jery Nentim-paharazana Ve Ny Bilaogy?

Raha namaky fanehoan-kevitra momba ny tsingerintaona faha-10 ny bilaogy (anisan'izany ireo navoaka tao amin'ny El País [ES] ao Espaina sy ny Infobae [ES] ao Arzantina), nieritreritra momba ny lahatsoratra navoakan'ny El Comercio ao Ekoadaoro aho.

Jorge Jurado Mi-Rap Momba Ny Median'Olon-tsotra

Iray amin'ireo tanora 20 eo ho eo ao amin'ny vondrom-piarahamonina sarangan'ny mpiasa ao amin'ny manodidina an'i San Javier La Loma izay mandrafitra ny vondrona median'olon-tsotra "ConVerGentes" i Jorge. Mpandravaka sady mpanakanto hip-hop izy, namokatra lahatsary fanadihadiana fohy momba ny kolontsaina graffiti ao Loma sady mibilaogy ny La Voz del Silencio.

Nogadraina Ireo Mpanao Gazetin'ny Reuters Nitantara Momba Ny Ady Rohingya Ao Myanmar Noho Ny ‘Fahazoam-baovao Tsy Ara-dalàna’

GV Mpisolovava

"Raha matoky ny fanavaozana demaokratika i Myanmar, dia tsy maintsy manaiky ny zon'ny mpanao gazety hiasa malalaka sy hitatitra momba ireo lohahevitra izay tsy mampahazo aina an'ireo ao amin'ny fahefana."