Iran
جمهوری اسلامی ايران ((fa)) | |||||
Jomhuriye Eslāmiye Irān fa | |||||
Repoblika Islamikan'i Iran ((mg)) | |||||
|
|||||
Teny filamatra : Esteghlāl, Āzādi, Jomhuri-e Eslāmi («Fahaleovan-tena, Fahafahana, Repoblika Islamika») |
|||||
Teny ofisialy | persana | ||||
Renivohitra | Teheran 35°40′29″N 51°25′20″E / 35.67472°N 51.42222°E |
||||
Tanàna lehibe indrindra | Teheran | ||||
Fitondrana sy governemanta - Rahbar - Filoha |
Repoblika Islamika Ali Khamenei Mahmoud Ahmadinejad |
||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 16 1 648 195 km² 0,7 % |
||||
Isam-ponina - Tontaliny (2011) - hakitroka |
faha 17 77 891 220 mpo. 40 mpo./km² |
||||
Anaran'ny mponina | Iranianina | ||||
IDH (2007) | (mitombo) 0,782 (antonony) faha-88 | ||||
Sandam-bola | Rial iranianina (IRR ) |
||||
Fiozao ny ora | UTC +3:30 | ||||
Hiram-pirenena | Ey Iran (de facto), Soroud-e Melli-e Jomhouri-e Eslami-e Iran (ofisialy), | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+98 |
Iran (amin'ny fiteny persana : ایران [ʔiˈɾɒn]) na Repoblika Islamikan'i Iran (ami'ny fiteny persana: جمهوری اسلامی ایران, Jomhuri-ye Eslāmi-ye Irān) dia firenena ao Azia Andrefana. Ny anarana "Iran" dia avy amin'ny fiteny persana izay midika "Tanin'ny Arianina", ary efa nampiasain'ny foko persa hatry ny taona taloha, tamin'ny fitaon'ny Sasanida.
Iran dia firenena faha-18 mivelatra indrndindra (velarantany : 1,468 tapitrisa kilometatra toradra); ny isam-poniny dia 75 tapitrisa mponina. Any avaratra, ny firenena manodidina azy dia Armenia, Azerbaijana, Torkmenistana ; any atsimo dia misy ny helotrano persika; any andrefana, ireo firenena manodidina azy dia Iraka, Torkia ; any atsinanana dia voadidin'i Pakistana ary Afganistana ilay firenena. Ny renivohiny dia Teheran; ny anaran'ny sandam-bola dia Rial; ny kalandrie ofisialy dia ny kalandrie persana ary ny teny ofisialy dia ny fiteny persana.
Ny fiantsoan'ny tandrefana an'i Iran dia Persa nanomboka tamin'ny taona taloha hatramin'ny taona 1935. I Reza Shah no nanova azy ho Iran tamin'io taona io amin'ny alalan'ny fangatahana ny firenena rehetra izay mifandray hiantso an'ilay firenena "Iran".
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Fizarana ara-paritany[hanova | hanova ny fango]
Ao Iran dia ahitana faritany miisa 31.
Toe-karena[hanova | hanova ny fango]
Iran dia firenena mamokatra solintany ary firenena mpikambana amin'ny Fikambanan'ny Firenena Mamoaka Solintany (OPEP). Araky ny orinasa BP, Iran no firenena mamoaka solintany indrindra ao amin'ilay fikambanana[1]. Ary lazaina fa Iran no tany be gaza natoraly indrindra[2]