Kristianisma

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Translation.png   Ilaina dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity

Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity.
Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana

Ny Kristianisma dia finoana abrahamika ary mifototra amin'ny finoana amin'Andriamanitra tokana, izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny apostoly (evanjily, filazantsara) mikasika ny fiainan'i Jesoan'i Nazarata, na Jesoa Kristy. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa miliara eo ho eo ny isan'ny mpino, miparitana anaty fiangonana 33 000; ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana katôlika.

Ny mpamaritra anarana kristianina dia midika "an'i Kristy", na "mpanaraka ny anatr'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny anatr'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.

Ny testamenta taloha – ny baiboly ebraika – miaraka amin'ny testamenta vaovao no soratra ifotoran'ny finoana kristianina.

Tsangan-kevitra[hanova | hanova ny fango]

Kristy[hanova | hanova ny fango]

Fanekem-pinoana[hanova | hanova ny fango]

Trinity[hanova | hanova ny fango]

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Fiangonana[hanova | hanova ny fango]

Kaonsily[hanova | hanova ny fango]

Fisarahan'ny Andrefana sy ny Atsinanana[hanova | hanova ny fango]

Refôrma[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]