Iran

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
جمهوری اسلامی ايران ((fa))
Jomhuriye Eslāmiye Irān fa
Repoblika Islamikan'i Iran ((mg))
Sainan'i Iran Fanevan'i iran
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra :
Esteghlāl, Āzādi, Jomhuri-e Eslāmi
(«Fahaleovan-tena, Fahafahana, Repoblika Islamika»)
Iran (orthographic projection).svg
Teny ofisialy persana
Renivohitra Teheran
35°40′29″N 51°25′20″E / 35.67472°N 51.42222°E / 35.67472; 51.42222
Tanàna lehibe indrindra Teheran
Fitondrana sy governemanta
 - Rahbar
- Filoha
Repoblika Islamika
Ali Khamenei
Mahmoud Ahmadinejad
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 16
1 648 195 km²
0,7 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2011)
 - hakitroka
faha 17
77 891 220 mpo.
40 mpo./km²


Anaran'ny mponina Iranianina
IDH (2007) (mitombo) 0,782 (antonony) faha-88
Sandam-bola Rial iranianina (IRR)
Fiozao ny ora UTC +3:30
Hiram-pirenena Ey Iran (de facto), Soroud-e Melli-e Jomhouri-e Eslami-e Iran (ofisialy),
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+98

Iran (amin'ny fiteny persana : ایران‎ [ʔiˈɾɒn]) na Repoblika Islamikan'i Iran (ami'ny fiteny persana: جمهوری اسلامی ایران‎, Jomhuri-ye Eslāmi-ye Irān) dia firenena ao Azia Andrefana. Ny anarana "Iran" dia avy amin'ny fiteny persana izay midika "Tanin'ny Arianina", ary efa nampiasain'ny foko persa hatry ny taona taloha, tamin'ny fitaon'ny Sasanida.

Iran dia firenena faha-18 mivelatra indrndindra (velarantany : 1,468 tapitrisa kilometatra toradra); ny isam-poniny dia 75 tapitrisa mponina. Any avaratra, ny firenena manodidina azy dia Armenia, Azerbaijana, Torkmenistana ; any atsimo dia misy ny helotrano persika; any andrefana, ireo firenena manodidina azy dia Iraka, Torkia ; any atsinanana dia voadidin'i Pakistana ary Afganistana ilay firenena. Ny renivohiny dia Teheran; ny anaran'ny sandam-bola dia Rial; ny kalandrie ofisialy dia ny kalandrie persana ary ny teny ofisialy dia ny fiteny persana.

Ny fiantsoan'ny tandrefana an'i Iran dia Persa nanomboka tamin'ny taona taloha hatramin'ny taona 1935. I Reza Shah no nanova azy ho Iran tamin'io taona io amin'ny alalan'ny fangatahana ny firenena rehetra izay mifandray hiantso an'ilay firenena "Iran".


Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Fizarana ara-paritany[hanova | hanova ny fango]

Ao Iran dia ahitana faritany miisa 31.

  1. Teheran
  2. Qom
  3. Markazi
  4. Qazvin
  5. Gilan
  6. Ardabil
  7. Zanjan
  8. Azerbaijan-e-sharghi (atsinanana)
  9. Azerbaijan-e-gharbi (andrefana)
  10. Kurdistan iranianina
  11. Hamedan
  12. Kermanshah
  13. Ilam
  14. Lorestan
  15. Khuzestan
  16. Chahar Mahaal-o-Bakhtiari
  1. Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad
  2. Bushehr
  3. Fars
  4. Hormozgan
  5. Sistan-o-Balouchestan
  6. Kerman
  7. Yazd
  8. Esfahan
  9. Semnan
  10. Mazandaran
  11. Golestan
  12. Khorasan-e-shomali (avaratra)
  13. Khorasan-e-razavi
  14. Khorasan-e-jonubi (atsimo)
  15. Alborz
Saritanin'ny faritanin'Iran araka ny laharana

Toe-karena[hanova | hanova ny fango]

Iran dia firenena mamokatra solintany ary firenena mpikambana amin'ny Fikambanan'ny Firenena Mamoaka Solintany (OPEP). Araky ny orinasa BP, Iran no firenena mamoaka solintany indrindra ao amin'ilay fikambanana[1]. Ary lazaina fa Iran no tany be gaza natoraly indrindra[2]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. BP Statistical Review of World Energy
  2. BP Statistical Review of World Energy June 2009 page 2