Bahamasy

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Bahamasy na Commonwealth of the Bahamas (Commonwealth an'i Bahamasy) dia firenena ao amin'ny faritra karaiba, da dia any ivelan'i karaiba aza no misy azy. Ny Bahamasy dia tamba-nosy any atsimo atsinanan'i Florida ary any avaratr'i Koba. Ny renivohiny dia Nassau (ao amin'no nosin'i New Providence no misy azy). Ny anaram-ponina dia bahameana.