Roma
Avy amin'i Wikipedia
Roma dia renivohitran'i Italia, eo amin'ny 22 km ny renivohitra ny ranomasina Tireniana. Misy olona 2.718.700 no miaina any (4.253.450 rehefa kôtiana ny tanàna misy mandidina azy). I Roma ny tanàna tena be mponina indrindra sy be fivelaraba indrindra any Italia ; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa refesina amin'ny Napoli, sy Milano.
Renivohitran'ny Empira Romana i Roma. Urbs no anarany tamin'io andro io. Maty fantatra koa izy amban'ny tanàna an-tanety 7 (Aventin, Caelius, Capitole, Esquilin, Palati, Quirinal, Viminal)