Wiktionary:Fandraisana
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Teninʼity herinandro ity
ady ♦ AAI : adʲ
- Fifamelezana, fifanafihana amin'ny basy amandefona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany. • Fifampitoriana any amin'ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe. • Tsy fifanarahana, mety hiafara amin'ny fifamaliana mafy na amin'ny fifamelezana mihitsy aza: A-dy be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny. • Fihaonan'ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian'ny zavatra adika amin'ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin'ny loko amin'ity sary ity. • t.i.f.: miady, fiady, mpiady
- iadiana, fiadiana ! manrpiady
- ampiadina
- ampiadiana, fampiadiana
- adiady
- mahady.
Tsindrio eto raha tia handray anjara amin'ny fitsongana ny tenin'ny herinandro iray.
|
Asa hatao
- Ho an'ny taona 2012
Fampitandremana mikasika ny teny iditra ato : Mety ahitana hadisoana ny teny iditra sasany hitanao eto amin’i Wikibolana ; ny fiavian’ireo teny mety diso ireo dia teny avy amin’ny dikan-teny nomen’ny Wiki hafa (toy ny Wikibolana amin’ny teny anglisy). Koa raha fantatrao ny dikan-teny malagasy miady kokoa amin’ilay teny, dia tsarao ilay hadisoana.
Fampahalalana hafa : Mikasika ny teny amin’ny teny malagasy indray, dia noho ny hataka ofisialy avy amin’ny Fikambanana Wikimedia, dia nesorina avokoa ny teny famaritana ao amin’ny teny malagasy. Raha fantatrao ilay famaritana, dia azonao fenoina ilay teny iditra amin’ny alalan’ny rohy «hanampy famaritana vaovao» eo amin’ny barre eo ankavia, ao amin'ny fizarana Fitaovana.
Ny asa hafa atao indray dia milisitra eo ambany eo.
- Fanasokajiana ny teny araka ny taranja ampiasana azy
- Famaritana ny anarana iombonana amin'ny teny malagasy
- Famaritana ny matoanteny amin'ny teny malagasy
|
Teny araka ny sokajy
Ireo ny teny vosokajy araka ny sokajiny eto amin'i Wikibolana. Fantaro fa mety misy ireo teny izay mety tsy mbola voarohy ao amin'ilay sokajy ao.
|
Fampandrenesana
- Ny vaovao
- 9 Aog. : Azonao atao amin'izay ny manova ny famaritana avy hatrany, izany hoe tsy mila manindry ny rohy "hanova" etsy ambony.
- 23 Jan : Fisokafan'ny anaran-tsehatra Rakibolana (NS:101).
- 19 Jan : Teny iditra iray tapitrisa !
- 1 Jan : Mirary taom-bavao sambatra ho antsika rehetra mitsidika ary mandray anjara eto amin'ity Wikibolana ity.
|
Abidy hafa
|