Wiktionary:Fandraisana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy


Tonga soa eto amin’i Wikibolana

Rakibolana malalaka manazava ary mamaritra ireo tenin'ny fiteny rehetra amin’ny teny malagasy. Ny isan’ny teny iditra ankehitriny dia 2 324 392 amin’ny fiteny miisa 274
FikarohanaTeny rehetraFiteny rehetraKarazan-teny

Abidy latina : a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z

pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif


Radical word.pngTeninʼity herinandro ityRadical word.png

ady AAI : adʲ
...
(Sary)
  1. Fifamelezana, fifanafihana amin'ny basy amandefona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany. • Fifampitoriana any amin'ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe. • Tsy fifanarahana, mety hiafara amin'ny fifamaliana mafy na amin'ny fifamelezana mihitsy aza: A-dy be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny. • Fihaonan'ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian'ny zavatra adika amin'ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin'ny loko amin'ity sary ity. • t.i.f.: miady, fiady, mpiady
  2. iadiana, fiadiana ! manrpiady
  3. ampiadina
  4. ampiadiana, fampiadiana
  5. adiady
  6. mahady.

Tsindrio eto raha tia handray anjara amin'ny fitsongana ny tenin'ny herinandro iray.

UnderCon icon.svgAsa hataoUnderCon icon.svg

Ho an'ny taona 2012

Fampitandremana mikasika ny teny iditra ato : Mety ahitana hadisoana ny teny iditra sasany hitanao eto amin’i Wikibolana ; ny fiavian’ireo teny mety diso ireo dia teny avy amin’ny dikan-teny nomen’ny Wiki hafa (toy ny Wikibolana amin’ny teny anglisy). Koa raha fantatrao ny dikan-teny malagasy miady kokoa amin’ilay teny, dia tsarao ilay hadisoana.


Fampahalalana hafa : Mikasika ny teny amin’ny teny malagasy indray, dia noho ny hataka ofisialy avy amin’ny Fikambanana Wikimedia, dia nesorina avokoa ny teny famaritana ao amin’ny teny malagasy. Raha fantatrao ilay famaritana, dia azonao fenoina ilay teny iditra amin’ny alalan’ny rohy «hanampy famaritana vaovao» eo amin’ny barre eo ankavia, ao amin'ny fizarana Fitaovana.


Ny asa hafa atao indray dia milisitra eo ambany eo.

  • Fanasokajiana ny teny araka ny taranja ampiasana azy
  • Famaritana ny anarana iombonana amin'ny teny malagasy
  • Famaritana ny matoanteny amin'ny teny malagasy

Globe of letters.svg Teny araka ny sokajy Globe of letters.svg

Ireo ny teny vosokajy araka ny sokajiny eto amin'i Wikibolana. Fantaro fa mety misy ireo teny izay mety tsy mbola voarohy ao amin'ilay sokajy ao.

Anarana Mpamaritra Matoanteny

Anarana iombonanaAnaran-tsamirery

Mpamaritra anaranaTambinteny

Matoantenin'ny ataoMatoantenin'ny mpanao

Nuvola apps edu languages.svgFampandrenesanaNuvola apps edu languages.svg

Ny vaovao
  • 9 Aog. : Azonao atao amin'izay ny manova ny famaritana avy hatrany, izany hoe tsy mila manindry ny rohy "hanova" etsy ambony.
  • 23 Jan : Fisokafan'ny anaran-tsehatra Rakibolana (NS:101).
  • 19 Jan : Teny iditra iray tapitrisa !
  • 1 Jan : Mirary taom-bavao sambatra ho antsika rehetra mitsidika ary mandray anjara eto amin'ity Wikibolana ity.
Fanoroana

Ireo ny pejy mety ilainao jerena rehefa hanoratra eto aminʼi Wikibolana :

Nuvola apps filetypes.png Mombanʼi Wikibolana
Momban'i WikibolanaDinikaFanoroana mikasika ny fanoratana eto amin'ny wikibolanaZom-pamoronaKianjam-pasikaTeny iditraBoky volamena

link Abidy hafa