Fandraisana

Avy amin'ny Wikibolana, raki-bolana malalaka oniversaly amin'ny teny malagasy
Hanketo: Fikarohana, karohy

TONGA SOA ETO AMIN’NY WIKIBOLANA


Tetikasa raki-bolana malalaka oniversaly amin’ny teny malagasy azo ovain’iza na iza.
Ankehitriny, teny 98 704 amin’ny fiteny 28 no efa voangona ato.
Mpikambana 535 ihany koa no efa nisoratra anarana tato.
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
Ny Wikibolana dia sampana miteny malagasy an'ny tetikasa Wiktionary (anarana ofisialy), tetikasa raki-bolana manazava ny tenin'ny fiteny rehetra amin'ny alàlan'ny fiteny malagasy. Ny Wikibolana dia sehatra aterineto mampiasa ny kaonsepta wiki ary azo ampiasaina am-palalahana ny votoatiny. Ny wikibolana voalohany nosokafana dia ny wikibolana amin’ny teny anglisy, nanaraka teo ny teny frantsay sy ny teny hafa maro, dia aveo tonga ny wikibolana amin'ny teny malagasy tamin'ny 2004.
[[immagine:HILLBLU_w.png|23px|left|Logo della sezione HILLBLU w.png Fampidirana]]

HILLBLU w.png Fampidirana

- ovao
Wiktionary-logo-mg.svg

Tonga soa eto amin'ny Wikibolana, tranonkala wiki an'ny Wikimedia Foundation anaovana raki-bolana oniversaly malalaka amin'ny teny malagasy. Ny votoatin'ity tranonkala ity dia azo ovain'iza na iza ary ny lisansa entin'ny lahatsoratra sy ny dikan-teny ato dia mitondra lisansa malalaka avokoa.

Amin'ny toetran'ny maha-malalaka an'ity raki-bolana an-tranonkala ity dia tsy azo atao ny mandika dika teny avy any amin'ny raki-bolana taratasy satria izy ireo matetika dia tsy malalaka (izany hoe misy zom-pamorona tokony hajaina) fa tsy maintsy manome fanazavana manakaiky azy. Ho an'ny antsipirihany, d tsindrio eto.

Ny lahatsoratra hosoratana eto amin'ny wikibolana dia tsy azo avy amina rakibolana misy copyright na manana lisansa tsy Creative Commons.
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
[[immagine:HILLBLU_w.png|23px|left|Logo della sezione HILLBLU famiglia.pngFikambanana]]

HILLBLU famiglia.pngFikambanana

- ovao

Ankehitriny, mpikambana 535 no nisoratra anarana tato amin'ny wikibolana teny malagasy, 9 tamin'ireo no nanova indray na maherin'ny indray. Izahay dia miandry hanao hisoratra anarana sy manoratra eto. Mandroso ny wikibolana rehefa mandray ny anjarany ny tsirairay.


  • Te-handray anjara ? : Vakio ny fampidirana sy ny toromarika momba ny lahatsoratra
  • Mila fanampiana ? : Tsindrio ity soratra ity
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
[[immagine:HILLBLU_w.png|23px|left|Logo della sezione Wiktionary-only logo-tr.png Fiteny]]

Wiktionary-only logo-tr.png Fiteny

- ovao

Ity sokajy ity dia milisitra ny fiteny rehetra manan-teny eto amin'ny wikibolana. Azo atao ny manampy fiteny ato.


Ankehitriny, ny isan'ny pejy manazava ny volan'ny teny 28 dia misy 98 704.

pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
[[immagine:HILLBLU_w.png|23px|left|Logo della sezione Miaraha-miasa (tetikasa)]]

Miaraha-miasa (tetikasa)

- ovao
Ankehitriny isika izao dia andro Alarobia, 20 Oktobra 2010 ; ny isan'ny teny dia 98 704. 1 507 amin'ireo no teny amin'ny teny malagasy. Ny teny tokony hofenoina amin'ity herinandro ity dia (fenoina)
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
23px|left|Logo della sezione Tenin'ity herinandro ity

Tenin'ity herinandro ity

- ovao
Andro Alarobia faha 20 amin'ny volana Oktobra 2010 isika izao, ny teny hofenoina dia « (tsy misy, mila fenoina) »
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
23px|left|Logo della sezione Fampandrenesana Interwiki

Fampandrenesana Interwiki

- ovao

Ny fampandrenesana interwiki dia vaovao misy eraky ny wiki malagasy an'ny tetikasa wikimedia


pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
pix.gif
Fitaovana manokana
Namespace
Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fikarohana
Fandraisan'anjara
Fikambanana
Fanoroana
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa